|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lejo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Lava manify
Explications en français  4  [1.3#398] Long, fluet, grêle, mince, qui fléchit sous son propre poids
Dérivés 
5  Adjectifs :
Synonymes  6  lejolejo

Entrée (2/2)7  lejo
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro
10  [1.13] lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro
Explications en français  11  [1.13] hypoténuse
Exemples  12  Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa [1.1]
Vocabulaire  13  Mathématiques: géométrie

Mis à jour le 2025/01/21