|
|
|
|

Entrée (1/2)1  leda
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano
4  [1.13] singa mametra ny fivoahan'ny ranoka na rivotra amin'ny fitaovana
Explications en français  5  [1.13] clapet
Vocabulaire  6  Technique
Mots composés 

Entrée (2/2)8  leda
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Noms :
Synonymes  13  ledaleda

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21