|
|
|
|

Entrée1  latsakemboka
Mots élémentaires  2  latsaka, emboka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy [1.13]
Explications en anglais  5  [latsak-emboka] an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions [1.2]
Explications en français  6  cotisation [1.13]
Exemples  7  mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana; [2.114#]
8  Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472#]

Mis à jour le 2023/06/13