Entrée | lapana | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra [1.1] | |
Entrée | lapana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en anglais | A provincial word for an umbrella. See elo [1.2] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |