|
|
|
|

Entrée1  lamohina
Radical  2  lamoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy
5  Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  halamony, haniloam, hialonam, hilomana, himaloan, hiolanam, holamain, ilamohan, lamohina, nalohaim, nialoham, nilamoha, nilaoham, niloaham, niolaham, nolamahi, nolamahy

Mis à jour le 2023/01/20