|
|
|
|

Entrée1  lamisy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo
4  [1.13] fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana
Explications en français  5  [1.13] vilebrequin
Vocabulaire  6  Economie: mécanique
Autres orthographes  7  lamiso
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21