Entrée | 1 lalambika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin' io ny entona dia manjary ranomason-takotra azo angonina indray. Ny lalambika dia ilaina amin' ny fanasitiliana ny alkaola 4 [1.13] fitaovana fisitiliana alkôla |
Explications en anglais |
5 [1.2] a still |
Explications en français |
6 [1.13] alambic 7 [1.196] (de l'arabe : al ambiq). L'appareil à distiller, bien connu des Malgaches depuis des siècles, bien avant l'arrivée des Européens. Il sert essentiellement à la distillation des boissons alcooliques. Mais on emploie aussi, suivant des traditions très anciennes, la distillation pour l'obtention de produits médicamenteux : essences volatiles. Un remède très populaire appelé ranomena (littéralement « l'eau rouge » est obtenu aussi par la distillation des os verts. |
Exemples |
8 Ireto vilany be ireto no mba ataoko solon' ny lalambika hikarohako ity «fanafody mamono fitiavana» ity, hoy izy. [2.499] 9 Ary nony ahodina amin' ny fitanehana indray hianareo dia tsy mba mivon-gana intsony, fa lasan-ko ranomason-takotra ka mivoaka amin' ny lalambika. [2.69] |
Vocabulaire |
10 Chimie |
Mis à jour le 2020/07/31 |