Entrée (1/2) | 1 lakan-drano |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina |
Explications en français |
4 [1.13] canal |
Exemples |
5 [2.472#] Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo. 6 [2.113#] Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. |
Mots élémentaires | 7 lakana, rano |
Entrée (2/2) | 8 lakan-drano |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 [1.1] ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina |
Vocabulaire |
11 Biologie |
Synonymes | 12 lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |