|
|
|
|

Entrée1  labiera
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fisotro misy alkaola kely vita amin' ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona hamorivory mba hahatonga ny siramamy ao aminy ho alkaola, dia asiana "houblon" hampangidingidy ny tsirony sy hahamanimanitra ny fofony
Vocabulaire  4  Economie: alimentation

Mis à jour le 2024/12/07