Entrée | kotsovato | |
Mots élémentaires | kotso ; vato | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [1.1] | |
Nom scientifique | Paretroplus kieneri | |
Vocabulaire | Zoologie: poissons | |
Analogues | kotso | |
Anagrammes | kotsovato, tovotsako |
Mis à jour le 2023/02/21 |