|
|
|
|

Entrée 1  kotsaina
Radical  2 kotsa
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin' ny zavatra: Nokotsain' ny zanakao mihitsy ny zanako ka atahorako sao harary [1.1]
Synonymes  9 kotsana

Anagrammes  10 anatsiko, 11 antsakio, 12 antsioka, 13 atsikano, kotsaina, 14 takosina, 15 tsaikona, 16 tsakoina

Mis à jour le 2026/04/22