Entrée | 1 kotsabaina |
Radical | 2 kotsaba |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra: Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 aboantsika, abonatsika, akotsabany, ikotsabana, kotsabaina, nitsaboaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |