|
|
|
|

Entrée1  kotro-maina
Mots élémentaires  2  kotroka, maina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] poabaratra amin' ny andro migaingaina tsy misy orana akory
enti-milaza ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany
Vocabulaire  5  Météorologie

Anagrammes  6  kotro-maina, namoritako

Mis à jour le 2023/08/05