Entrée | 1 kotrehina (kotrika) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy 4 Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot kotrehina |
Mis à jour le 2023/01/20 |