Entrée | 1 korotehina |
Radical | 2 korotika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko? Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ? |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |