| Entrée | 1 kororoka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
17 Fanesorana ny akofa amin' ny vary amin' ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin' izay entin' ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina
18 Ozona, fanozonana 19 Fanaratsiana [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|