Entrée | 1 koroana |
Radical | 2 koro |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Borina sofina: Nokoroin' ny olona ny sofin' ilay ondry anila fa nihinana ny ketsany [1.1] |
Explications en français |
5 Qu’on essorille: Nihinana ny ketsan' olona io ondry io ka nokoroiny ny sofiny anila (Cette brebis broutait un semis de riz et on lui a coupé une oreille) [1.3#356] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 koroina |
Anagrammes | 11 akorano, anorako, aronako, karonao, koroana, naorako, naoroka, naraoko, naroako |
Mis à jour le 2023/02/28 |