|
|
|
|

Entrée1  korefa
Radical  2  refa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.10#K347] sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.
5  [1.1] Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza
Explications en français  6  [1.3#354] état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits
figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Synonymes  12  kirefarefa, korebareba, korefarefa

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21