|
|
|
|

Entrée 1  kopiazina
Radical  2 kopia
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Adika na alain-tahaka mitovy tsara amin' ny taratasy hafa: Kopiazo ireo teny ao amin' ny fonon' ny bokinareo [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04