|
|
|
|

Entrée1  kononkononina
Radical  2  kononkonona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana: Nokononkononiny ilay mofo nomeko azy fa natahorany sao rombahin' ny namany [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  ikononkononan, kononkononina, nikononkonona

Mis à jour le 2023/01/05