|
|
|
|

Entrée1  konjokonjo
Radical  2  konjo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fetsy maranitra
Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny
Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny
Synonymes  5  konjo

Mis à jour le 2023/01/05