|
|
|
|

Entrée1  konesa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandeha na mpandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra; famindra miadana toa mivesatra entana noho ny fahalehibeazan' ny vatana sy ny hatavezana. [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :

Anagrammes  9  asenok, kesona, konesa, senoka

Mis à jour le 2020/07/31