|
|
|
|

Entrée1  konaina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  feo mitolokoloko moramora noho ny hatsiaka na ratra na aretina mahazo [1.10]
4  Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana [1.1]
Explications en français  5  gémissement [1.5]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Noms :
Synonymes  8  konainaina

Anagrammes  9  aankino, ankoina, konaina

Mis à jour le 2020/07/31