|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kompà
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1]
4  fanjehy [1.13]
Vocabulaire  5  Outils
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :

Entrée (2/2)8  kompa
Partie du discours  9  nom
Explications en français  10  ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [Tankarana] [1.19]

Anagrammes  11  kompa, kompà, kompa, kompà

Mis à jour le 2020/07/31