Entrée koman
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Explications en français  [Tankarana] Chef, administrateur. [1.19]
Vocabulaire 
Origine Français: commandant.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31