|
|
|
|

Entrée1  koloina
Radical  2  kolo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  amboarina sy karakaraina fatratra [1.13]
5  tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa: Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka
6  tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra: Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa [1.62#625]
Explications en français  7  entretenu, cultivé [1.13]
Exemples  8  Zava-dehibe tokoa ny kolontsaina ka koloina sy tehirizina fatratra. [2.445#81]

Anagrammes  9  kinaolo, koloina

Mis à jour le 2020/07/31