|
|
|
|

Entrée1  kôlerà
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Santé
Explications en malgache  4  Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana [1.1]
5  karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana [1.13]
Explications en français  6  choléra [1.13]

Anagrammes  7  kelora, kôlerà, laroke

Mis à jour le 2022/02/08