Entrée | 1 kobilaina |
Radical | 2 kobila |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain' ny ankizy ny satrok' ilay namany Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain' ny mpampiasa azy isan' andro izao Rakoto Roridroritina, saritahina: Nokobilain' izy rehetra aho |
Explications en français |
5 [1.3#344] Qu’on rend tortu, qu’on froisse, qu’on déchire, qu’on maltraite, qu’on tiraille: Kokobilain’ ilay ity ny satroko (Cet être-là a froissé mon chapeau) ~ Nokobilain' ny manamboninahitra ilay miaramila ka mafy ny nanjo azy (Ce soldat a été maltraite par l'officier, et il en a vu de dures) ~ Izaho irery no mba kobilain' izy rehetra ka tsy misy iainako akory (Je suis seul à être tiraillé par eux et je n’ai pas un moment pour respirer) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |