Entrée | kizo tokana | |
Mots élémentaires | kizo ; tokana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana) [1.1] | |
Exemples | Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao.
[2.508] | |
Mis à jour le 2023/10/24 |