Entrée | 1 kirioka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] [Betsileo]
Enti-milaza tandrok' omby mahitsy fa kely rirana ary fahita amin' ny omby tsy dia araka ny izy ny halehiben' ny lohany |
Tableaux et planches |
4 Formes des cornes des boeufs |
Anagrammes | 5 akikiro, ikirako, kiraiko, kiraoky, kirioka, rikaiko |
Mis à jour le 2024/01/18 |