|
|
|
|

Entrée1  kirana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao [1.1]
Explications en français  4  Acide, qui agace les dents [1.196]

Anagrammes  5  ankira, kirana

Mis à jour le 2022/05/30