|
|
|
|

Entrée1  kilaometatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny:
4  a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo
5  b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1]
Vocabulaire  6  Espace

Mis à jour le 2020/07/31