|
|
|
|

Entrée1  kidiadiavorona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [1.1]
Vocabulaire  4  Botanique: herbe
Synonymes  5  kidiadiamborona

Mis à jour le 2020/07/31