|
|
|
|

Entrée 1  ketrona
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  22 Fivalombalon' ny hoditra madinika dia madinika amin' ny tarehy na handrina na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy
23 Fiforetan' ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin' ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony [1.1]

Mis à jour le 2026/04/19