|
|
|
|

Entrée1  ketraketraka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3] duplicatif fréquentatif
Exemples  5  [1.436#] Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy.
6  [2.587#] Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy.
Radical  7  ketraka
Dérivés 
8  Noms :

Mis à jour le 2025/01/21