|
|
|
|

Entrée1  ketohina
Radical  2  ketoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Kekerina mafy, terena amin' ny nify na amin' ny tandra: Noketohin' ny saka ny tanan' i Koto ka nandeha ra
Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin' ny takolapanenitra ny tongotro. / Ketohin' ny hatsiaka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21