Entrée | 1 Ketaka |
Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ |
Exemples |
4 [2.4] Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. 5 [2.48] ka indro ketaka, tsy vavy io fa Lahy; |
Vocabulaire |
6 Prénom (fille) |
Autres orthographes | 7 iketaka |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |