Entrée | 1 kelikely |
Partie du discours | 2 adjectif |
Exemples |
3 [2.324] Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra 4 [2.470] Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny 5 [2.471] Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako 6 [2.472] Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala |
Radical | 7 kely |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |