|
|
|
|

Entrée1  kasihina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana
Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana
Explications en français  4  [1.3#316] qu'on touche
Exemples  5  [2.424#] Marary ny voamaso rehefa kasihina.
Radical  6  kasika
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot kasihina

Anagrammes  12  hakasiny, hakisany, hanisika, hasaikin, hasikina, hikasany, hisakany, ikisahan, kasihina, nikisaha, sihanaky

Mis à jour le 2025/01/21