|
|
|
|

Entrée1  kapitalisma
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny
Exemples  4  [1.369#] Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena.
Vocabulaire  5  Economie: finances, gestion
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07