Entrée | 1 kapitalisma |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny [1.1] |
Exemples |
4 Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena. [1.369#] |
Vocabulaire |
5 Economie: finances, gestion |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/07/29 |