Entrée | 1 kankandio |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) 4 [1.13][kakan-dio] karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy |
Explications en français |
5 [1.13] bilharzie |
Vocabulaire |
6 Santé |
Synonymes | 7 sokoraty |
Anagrammes | 8 kankandio, nandikako |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |