Entrée kanefa
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1]
Synonymes nefa ~ anefa ~ kandrefa

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31