|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kalokalo
Radical  2  kalo
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.3] duplicatif fréquentatif
Exemples  5  kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka — dia ny kalokalo fanaon' izy sy Ikemba eo andrefan-trano any Mahafasa, raha ilay diavolana mangoratsaka iny ny alina. [2.499]
Vocabulaire  6  Musique: (en général)

Entrée (2/2)7  kalokalo
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] [Sakalava] Karazan-drofia fihinam-boa
Vocabulaire  10  Botanique: palmier
Titres  11  Kalokalon' ny Tatsinanana (Ratany Samuël)

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21