|
|
|
|

Entrée1  kaikerina
Radical  2  kaikitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko
Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany
Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  kekerina
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot kaikerina

Mis à jour le 2024/12/11