Entrée | 1 jofoana |
Radical | 2 jofo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho Ianjerana, iantontana Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 jofoina |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |