|
|
|
|

Entrée (1/3)1  jaka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :
Synonymes  6  jomoka

Entrée (2/3)7  jaka
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] Anarana niantsoana ny omby taloha
Explications en français  10  [1.3] ancien nom des boeufs
11  [1.54] zébu
Exemples  12  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
13  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Vocabulaire  14  Zoologie: mammifères
Synonymes  15  omby
Illustrations 
16  17 

Entrée (3/3)18  jamoka
Partie du discours  19  nom
Explications en français  20  [1.3] corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement
21  [1.19] [Tankarana] corbeille ?.

Anagrammes  22 

Mis à jour le 2025/01/21