Entrée (1/2) | 1 jaingy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika |
Dérivés |
|
Synonymes | 8 jaingijaingy |
Entrée (2/2) | 9 jaingy |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en français |
11 [1.19] [Tankarana]
échasses, marcher sur les mains. |
Mis à jour le 2025/01/21 |