|
|
|
|

Entrée1  jadonana
Radical  2  jadona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo
5  Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao [1.1]
Explications en français  6  Sur quoi on plante, on fiche quelque chose: Nojadonany ny lefona ny kibon’ ny fahavalo (Il planta sa lance dans le ventre de l’ennemi)
7  figuré: sur qui on exerce le despotisme [1.3#289]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  andanjao, anjadona, jadonana, najadona

Mis à jour le 2023/02/19