|
|
|
|

Entrée1  itokanana
Radical  2  tokana
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en malgache  4  Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  anakatony, anakotany, ikatonana, ikotanana, itakonana, itokanana, nakatonay, nakotanay, natakinao, natakonay, natanikao, natokanay, natokiana, natonakay, takonanay

Mis à jour le 2023/01/05